KLINIKA FAHASALAMANA FANAOVANA
KLINIKA FAHASALAMANA FANAOVANA
VIH
Syphilis
Chlamydia
Hépatite B
Hépatite C
Chlamydia
Syphilis
Ny alatsinainy ka hatramin'ny zoma
9h hatramin'ny 16h
Ao anatin’ny GDS, ao amin’ny Espace Conquête Antanimena, Antananarivo no misy anay.
Miakatra any amin'ny rihana voalohany, miditra amin'ny varavarana voalohany eo ankavia.